|
|
|
|

Index

Proverbs : tovozina

Proverb 1Hoatry ny loharano : tovozina tsy ritra, avela mihabe. [2.415 #2187]
Loharano : tovozina tsy ritra, avela mihabe. [2.974 #94]
Ohatra ny loharano: tovozina tsy ritra, avela mihabe. [2.653]
Ohatra ny loharano : tovozin-tsy ritra, avela mihabe. [2.558]
French translationC' est comme une source : on y puise, elle ne tarit pas ; on la laisse, elle augmente. [2.415 #2187]
Comme une source : jamais épuisée, toujours féconde. [2.974 #94]
French interpretationSe disait de la prospérité. [2.415 #2187]

Proverb 2Rano an-tami-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazahoana. [2.415]
Rano an-tanim-bato : raha tazanina, be ihany ; fa raha raofina, tsy ahazoana. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato: tazanina, mangiakiaka, ka nony tovozina, tsy mahafeno siny. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovi-manelatra ihany, fa nony tovozina tsy ahazoana. [2.558 #4317]
Toy ny rano an-tami-bato: tsinjovina, manelatra ihany, ka nony tovozina, tsy azahoana. [2.653]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, manelatra ; tovozina, tsy ahazahoana. [2.415 #2254]
Toy ny rano an-tami-bato : tsinjovina, mangiakiaka ; ka nony tovozina, tsy ahazahoana. [2.415 #2254]
Toy ny rano an-tanim-bato: tsinjovina, manelatra ihany, fa nony tovozina, tsy ahazoana. [2.165 #481]
French translationEau qui suinte des rochers : quand on regarde elle semble être abondante ; mais quand on veut y puiser on ne peut pas. [2.415 #2241]
La fortune est comme l' eau qui suinte des rochers : quand on la regarde elle brille, mais quand on veut y puiser il n' y a pas moyen. [2.415 #2254]
Pareil à l' eau suintant d'un rocher: de loin elle brille beaucoup, mais quand on veut la puiser, il y en a trop peu pour en prendre. [2.165]
French interpretationSe disait de la fortune. [2.415 #2241]

Index