Index |
|
|
|
Proverbs : voafatotra
|
|
|
Proverb 1 | Fatoram-poza: ny tongony maro, ka ny tratrany no voafatotra. [2.415 #3673, 2.653 #942]
Fatoram-poza : ny tongony maro nefa ny tratrany no voafatotra. [2.558 #1133]
|
French translation | Manière d' attacher un crabe : il a de nombreuses pattes et c' est sa poitrine qu' on lie. [2.415 #3673]
|
French interpretation | S'y prendre maladroitement dans son travail. [2.415 #3673]
|
|
|
Proverb 2 | Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka fa ny lambo nahamaodimaody ? [2.558 #3636]
Raha ny kisoa taman-trano aza voafatotra, mainka ny lambo-dia tsy ho maody ? [2.653 #2703]
|
|
|
Index |
|
|