Entry (1/8) | 1 fara |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Taranaka, dimby, solofo (tsy fampiasa irery afa-tsy amin' ny hoe "Arahaba nomen' Andriamanitra ny fara, mahazo fara". Fa matetika dia miaraka amin' ny teny hoe "dimby": Hoderain' ny fara aman-dimby ny olona nahavita soa toa azy 4 (ampiasaina atao eo alohan' ny anarana). Amin' ny fotoana na amin' ny laharana aoriana indrindra: Nanao fara jery ny zanany izy dia lasa 5 Amin' ny laharana ambony indrindra: Tonga amin' ny fara voninahitra izy (tsara homarihina fa mitovy amin' ny hoe "farany" ihany ny hoe "fara", saingy ny "fara", atao alohan' ny anarana, ny "farany" kosa eo aoriana: farajery, fijerena farany [1.1] |
Explanations in English |
6 the last; offspring, children, an heir, succession, progeny. [Ar. fark, pulus (=furar). Comp. the Heb. par, a calf, a young bull; Germ. farr; also the Heb. bar, son, and the whole group of words from the same root (as parah=barah; Sansk. bhri (Zend. bara); Gr. phero; Lat. fero=Eng. bear, etc.] [1.2] 7 the last; the supreme; a descendant, a child [1.7] |
Explanations in French |
8 final, dernier, suprême [1.3] 9 fin [Taisaka] [1.82] 10 dernier-né [1.54] 11 le dernier; descendant, descendance; cf. farana [1.8] |
Vocabulary |
12 Relationships: family |
Derivatives |
|
Analogs | 16 farana |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 31 Proverbs containing the word fara |
Entry (2/8) | 32 fara |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana, [1.1] |
Explanations in French |
35 (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3] |
Synonyms | 36 farafara |
Entry (3/8) | 37 fara |
Part of speech | 38 Unspecified |
Explanations in English |
39 [1.2] |
Derivatives |
|
Entry (4/8) | 42 fara |
Part of speech | 43 noun |
Explanations in Malagasy |
44 fijinjana vary, fararano [Taimoro]
[1.78] |
Compound words |
|
Proverbs | 46 Proverbs containing the word fara |
Entry (5/8) | 47 fara |
Part of speech | 48 noun |
Explanations in Malagasy |
49 ampinga, aro [Taimoro]
[1.78] 50 ampinga [Taisaka] [1.78] |
Explanations in French |
51 bouclier [Taisaka]
[1.82] |
Vocabulary |
52 Military |
Entry (6/8) | 53 fara |
Part of speech | 54 noun |
Explanations in Malagasy |
55 Tilikambo avo misy fanala mirehitra amin' ny alina manondro ny lalana tokony halehan' ny sambo na ny fiaramanidina [1.1] |
Entry (7/8) | 56 fara |
Part of speech | 57 noun |
Explanations in French |
58 (mis pour mangidifara : nom des plantes dont on ne perçoit l'amertume qu'au bout d'un certain temps) Polygala greveana Baill. (Polygalaceae). Racine riche en saponine. [Mahafaly]
[1.196] |
Vocabulary |
59 Botany |
Scientific name |
|
Entry (8/8) | 61 Farà |
Part of speech | 62 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
63 Phurah [2.996] |
Explanations in French |
64 Pura [2.996] |
Vocabulary |
65 Holy Scriptures |
Synonyms | 66 pora |
Biblical quotes | 67 Chapters and verses mentioning Farà |
Updated on 2024/11/22 |