Entry | 1 anadahy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10#A.499] Ny lehilahy izay iray tam-po namin' ny vehivavy: Notsenain-dRasoa anabaviny ry Rakoto sy Ranaivo, anadahiny avy tany Toamasina. Tovona: mi, mpi, ianadahiana, fianadahiana. 4 [1.1] Lehilahy iray tampo amin' ny vehivavy iray: Rakoto no anaran' ny anadahin-dRasoa |
Explanations in English |
5 [1.2] A woman's brother. Used also of men when women are speaking. See rahavavy. 6 [1.26#13] A woman has rahavavy and an anadahy 7 [1.7] The brother of a woman |
Explanations in French |
8 [1.54] Frère d'une soeur 9 [1.8] Le frère d'une femme |
Examples |
10 [2.470#142] Ary Lidy e, Rainilidy anadahiko 11 [2.606#191] Tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza 12 [2.472#174] Dia eo manatrika ny manjo ny zanaka, anadahy, na vadin' ny tena. |
Vocabulary |
13 Relationships: family |
Elementary words | 14 anaka, lahy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 18 anabavy, rahalahy, rahavavy |
Compound words |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word anadahy |
Anagrams | 24 anadahy, hanadia, hiadana |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |