|
|
|
|

Entry1  fanondroadala
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Rantsantanana afovoany, izany hoe fahatelo avy eo amin' ny ankibe na avy amin' ny ankikely
Explanations in English  4  [3.1] the middle finger
Explanations in French  5  [1.3] le majeur
Vocabulary  6  Biology
Elementary words  7  fanondro, adala
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2024/12/07