|
|
|
|

Entry (1/2)1  Fianarantsoa
Elementary words  2  fianarana, soa
Part of speech  3  name (toponym) [Full list]
Examples  4  [2.472] Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
5  [2.48] izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao.
6  [2.499] Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy.
Vocabulary  7  Geography: towns
Illustrations 
10 
11  12  13 
14  15 

Entry (2/2)16  Fianarantsoa
Part of speech  17  name (toponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [3.1] iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana
Vocabulary  19  Politique
Hyperonym 
Co-hyponyms 
Tables and plates  26  The six provinces
Illustrations 
27  28 

Anagrams  29  Fianarantsoa, trano fiasana

Updated on 2025/01/21