|
|
|
|

Entry (1/2)1  fitsofana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao
Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo
Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona
Root  4  tsoka
Compound words 

Entry (2/2)6  fitsofana
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] fitsohana
Explanations in French  9  [1.3#176] A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement: Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~ Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~ Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~ Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail)
Root  10  fitsoka
Other spellings  11  fitsohana

Updated on 2025/02/02