Entry | 1 hanin-jarai-mora lany |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-milaza fa na dia maro toy inona aza ny sakafo, rehefa omena ny anjarany avy ny asaina, lany vetivety; matetika dia ampiarahina amin' ny hoe "entan-jarai-mora zaka" |
Elementary words | 4 hanina, zaraina, mora, lany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |