Entry | 1 hendry ka tsy manan-ko an-teny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena |
Elementary words | 4 hendry, tsy, manana, ho, teny |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |