Entry | 1 ilay mahia miankin-drindrina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ankamantatra ilazana ny sahafa; fampanonona fanaon'ny ankizy ka ny valiny dia hoe sahafa (noho ny maha-fisaka ny sahafa no ilazana azy ho mahia) |
Elementary words | 4 ilay, mahia, miankina, rindrina |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |