|
|
|
|

Entry1  kanosa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy ampy herimpo ka saro-tahotra; resy ambony ihany
Explanations in English  4  [1.7] a coward
Explanations in French  5  [1.8] poltron
Examples  6  [1.38] Tsy nalemy na kanosa izy tsy akory.
7  [2.324] - Hianareo izany, ry dada Rainilaima, dia kanosa tokoa, hoy izy, sady mena sady tezitra fatratra izy, ny adala manao hoe:
Root  8  osa
Derivatives 
9  Names :
Analogs  10  kabaosy, kaosy, konetaka, koreha, mangorera, maivana ady, taitran' aloka, saro-tahotra, kambavy, mataho-kotroka, mivoan-tailahy, resy, mahery an-joro, akoholahy fantàka
Proverbs  11  Proverbs containing the word kanosa

Anagrams  12  ankaso, kanosa, nakaso, nasako, nasaok, nasoak, nasoka, sakano, saokan, sokana, sonaka

Updated on 2025/01/21