|
|
|
|

Entry1  maizina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mazava, manjombona: Maizina ny efitrano ka vohay ny varavarankely
Tsy azo mazava, manjavozavo: Maizina ny lahateniny
Fahoriana mangidy: Nitondra ny maizina izy tao amin-dry Ranona tao
Ny Ratsy, ny fanahy ratsy: Zanaky ny maizina ireny matoa tsy sahy miseho masoandro.
Explanations in English  4  [1.2] dark, gloomy, dismal
5  [1.7] dark, gloomy
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] obscur, ténébreux
Examples  7  [2.324] maizina dia maizina ny alina, ary nitanila kely nankao anaty ala izy rehetra
8  [2.470] mangina sy maizina tsy toy ny tahaka ny isan'andro kosa ny tao an-trano
9  [2.472] amin'ny maraina vao maizina no fanomezan-tsakafo ny mpigadra
10  [1.3] maizina ny efi-trano (la chambre est obscure)
11  [1.3] maizina ny teniny (ses paroles sont obscures)
Root  12  aizina
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Names :
17  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  39  Proverbs containing the word maizina

Anagrams  40  aminazy, maizina

Updated on 2025/03/30