Entry (1/2) | 1 mamihina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba |
Explanations in English |
4 [1.2] to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. 5 [1.7] to press, to clasp, to clutch |
Explanations in French |
6 [1.8] serrer, embrasser |
Examples |
7 [2.314#] ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; 8 [2.470#] Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. |
Root | 9 fihina |
Morphology |
|
Analogs | 14 mamia, mangia, mangeja, mangehy, mambeda, manotrona, mambomba, manomba, manohona, mibeda, mangaika |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 18 mamihìna |
Part of speech | 19 imperative of active verb mamihina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Root | 22 fihina |
Anagrams | 23 amihinam, hamaminy, ihaminam, mamihina, mamihìna, mihamain, mihamina, mihamìna, nihamaim |
Updated on 2025/04/13 |
![]() |