Entry |
mandalo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [1.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
mandalo
(lalo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [1.1]
|
Explanations in English | To pass by [1.2]
|
Explanations in French | Passer auprès de [1.196]
|
Morphology |
Present : |
mandalo |
Past : |
nandalo |
Future : |
handalo |
Imperative : |
mandalova |
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs |
|