|
|
|
|

Entry (1/2)1  miserana
Root  2  serana
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory
5  Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao
6  Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1]
7  mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13]
Explanations in English  8  to pass by rapidly [1.7]
Explanations in French  9  passer rapidement [1.8]
10  temporaire [1.13]
Examples  11  Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324]
12  Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Analogs  17  Mandalo, mihelina18  mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana
Compound words 

Entry (2/2)20  miseràna
Root  21  serana
Part of speech  22  imperative of active verb miserana
Explanations in Malagasy  23  [1.1]
Explanations in French  24  [1.3]
Tables and plates  25  All the active imperatives

Anagrams  26  miserana, miseràna, sarimena, miserana, miseràna, sarimena

Updated on 2023/01/20