|
|
|
|

Entry1  mandrebireby
Root  2  rebireby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby
Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny
Examples  5  Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena. [1.38]
6  Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana [2.471]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Analogs  11  milalao olona, manadala, mamendrivendry, mandraikiraiky, mandraviravy, manorisory, mamery andro, mampanary andro, mampitotototo, mahavery rariny, mamery dia, manary dia ny rariny, misangisangy, manao sangy mihoatra ny loha, mamazivazy, mihomehy olona, mananihany, mivarotra saka be loha
Proverbs  12  Proverbs containing the word mandrebireby

Updated on 2024/12/11