Entry (1/2) | 1 midify |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to turn aside 5 [1.7] to dodge |
Explanations in French |
6 [1.8] s'esquiver |
Examples |
7 [2.5] Nifanofa tànana, dia samy nidify. 8 [2.471] Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha. |
Root | 9 dify |
Morphology |
|
Analogs | 14 mihodivitra, mibosiaka, mibolidy amy |
Entry (2/2) | 15 midify |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in English |
17 [1.2] to have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears |
Vocabulary |
18 Hairstyles |
Root | 19 dify |
Anagrams | 20 fidimy, midify, mifidy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |