Entry | 1 miray hina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana |
Explanations in English |
4 [1.7] to be of one accord |
Explanations in French |
5 [1.8] être d'accord, unir ses efforts |
Examples |
6 [2.366] Tsy dia niray hina loatra. 7 [2.245] ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava. 8 [2.270] Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina! |
Elementary words | 9 miray, hina |
Analogs | 10 mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina |
Anagrams | 11 amihirany, marihinay, miray hina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |