|
|
|
|

Entry1  miray hina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifanaraka, manakambana ny herin-tsaina sy ny herim-batana
Explanations in English  4  [1.7] to be of one accord
Explanations in French  5  [1.8] être d'accord, unir ses efforts
Examples  6  [2.366] Tsy dia niray hina loatra.
7  [2.245] ary ny Mpiray Saotra, miray hina lalandava.
8  [2.270] Toa mifankatia sy miray hina ny mpiara-monina!
Elementary words  9  miray, hina
Analogs  10  mikambana, mitambatra, mivondrona, mifanampy, mifanohana, mifanohantohan-tsy ho lavo, mifanakona, mifarimbona, misalahy, mifanao valin-tanana, iray tafasiry, iray kondokondo, iray donak' afo, iray fileovana, iray erik' andro, iray petsapetsa, iray vezovezo, izay iray vatsy iray aina

Anagrams  11  amihirany, marihinay, miray hina

Updated on 2025/01/21