|
|
|
|

Entry (1/2)1  mitoby
Root  2  toby
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila
5  Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro [1.1]
Explanations in English  6  to encamp [1.2]
7  to camp [1.7]
Explanations in French  8  camper [1.6]
9  être rassemblés [Tanala] [1.6]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Analogs  14  miangona, mitangorona, mihorona, mifanongoa, miavosa, miavovona, mivangongo, mivongaingy, mivozezika, mamozezy, mitobe

Entry (2/2)15  mitôby
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  mipetraka [Tanosy] [1.78]

Anagrams  18  mitôby, mitoby

Updated on 2023/01/20