| non |
|
non ["a" presque muets] [1.82]
|
|
|
Exprimant le désaveu, le dégoût, le refus : non, certes non, hélas! malheureusement!
Aisy! tsy afaka aho (Oh non! je ne suis pas libre) ~
Aisy! rahoviana no ho vita io raharaha io? (Hélas! quand sera-t-il fini ce travail?) ~
Aisy! mampalahelo loatra izany ! C’est vraiment affligeant!) [1.3#11]
|
|
|
non, c'est bien assez, n'en faites rien [1.3#58]
|
|
|
|
|
Ah ! Non, c' est le contraire, bien sûr [1.68]
|
|
|
|
|
Non, nul, point du tout, rien [1.68]
|
|
|
|
|
Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly [1.1]
|
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
|
non [1.3]
|
|