|
|
|
|

Entry1  ny diavolan-ko lava, ny kilalao mbola ho ela
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-manome fankaherezana olona, izay tsy nahomby na tsy nandray aniara tamin' ny asa na kilalao na fifaninanana iray ka ilazana aminy fa mbola misy fotoana hahazoany manarina
Elementary words  4  diavolana, ho, lava, kilalao, mbola, ela

Updated on 2024/12/07