Entry | 1 ray aman-dreny |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ny ray sy ny reny niteraka 4 [1.62][raiamandreny] lehilahy na vehivavy omena haja sy hasina ary to teny eo amin' ny fiarahamonina |
Explanations in English |
5 [1.2] a benefactor, a patron; lit. father and mother |
Explanations in French |
6 [1.3#500] père et mère, un bienfaiteur, celui qui remplace les parents, les principaux chefs civils d'un état terme honorifique donné au peuple 7 [2.415] un bienfaiteur est un père et une mère. Expression très employée pour remercier d'un bienfait |
Examples |
8 [2.470] Hitany tao ny nahafaty an-dray aman-dreniny nifanao tapa-bolana monja 9 [2.131] Hoy ny ray aman-dreny iza izao Andriamingodonamanavona izao ka miady izay tsy ho tia ray aman-dreny aloha? |
Elementary words | 10 ray, amana, reny |
Other spellings | 11 raiamandreny, rayamandreny |
Analogs | 12 zokiolona |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ray aman-dreny |
Anagrams | 15 raiamandreny, ray aman-dreny |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |