|
|
|
|

Entry (1/2)1  sasatra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] mahatsiaro ny tena ho tsy manan-kery, noho ny asa mafy natao. Sasatry ny asa tany Rakoto ka vao tonga dia nidaboka.
Sosotra. sasa-miandry azy aho.
Jereo valaka.
Explanations in French  4  [1.3, 1.5] fatigué
Examples  5  [1.3] sasa-miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
6  [1.3] sasatry ny miandry anareo aho (Je suis fatigué de vous attendre)
7  [2.131] ary aiza hianao no hahita
izay mpandeha tsy mba ho sasatra?

Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
Synonyms  14  valaka, vizana, relaka
Compound words 
Proverbs  25  Proverbs containing the word sasatra

Entry (2/2)26  sasatra
Part of speech  27  adjective
Explanations in Malagasy  28  [1.78] [Sihanaka] zava-bitsy

Updated on 2025/03/30