Entry | 1 tsy vaky volo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo |
Explanations in English |
4 [1.2#726] the whole of a tribe or a class of people 5 [1.7] without distinction |
Explanations in French |
6 [1.3#802] tous sans exception, toute une caste, tout un district 7 [2.415#1744] Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie 8 [1.8] tous sans distinction |
Examples |
9 [2.588] Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo 10 [2.298#5] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana 11 [2.346#46] Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo |
Elementary words | 12 tsy, vaky, volo |
Other spellings | 13 tsivakivolo |
Anagrams | 14 tsivakivolo, tsy vaky volo |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |