|
|
|
|

Entry1  tsy vaky volo
Elementary words  2  tsy, vaky, volo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy ankanavaka, manontolo: Ny Malagasy tsy vaky volo ~ Madagasikara tsy vaky volo
Explanations in English  5  [1.2#726] the whole of a tribe or a class of people
6  [1.7] without distinction
Explanations in French  7  [1.3#802] tous sans exception, toute une caste, tout un district
8  [2.415#1744] Tous sans exception, comme une tête dont les cheveux ne sont séparés par aucune raie
9  [1.8] tous sans distinction
Examples  10  [2.588] Koa misaotra anao eram-po eran-tsaina izahay Zanakantitra tsy vaky volo
11  [2.298#5] Anisan' ny mampaningana ny Malagasy tsy vaky volo ireo, na Tanindrana na Tampatrana
12  [2.346#46] Noho izany, hoy ny tenin' ireto zanatsika nahazo tokantrano, ary hoy ny tenin' ny fianakaviana tsy vaky volo
Other spellings  13  tsivakivolo

Anagrams  14  tsivakivolo, tsy vaky volo

Updated on 2025/01/21