|
|
|
|

Entry (1/3)1  vorondolo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro)
Explanations in English  4  [1.7] an owl
Explanations in French  5  [1.54, 2.415, 1.8] hibou
Examples  6  [2.499#] vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina.
7  [2.470] Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy.
Vocabulary  8  Zoology: birds
Elementary words  9  vorona, lolo
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  12  Proverbs containing the word vorondolo
Article  13  Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)14  vorondolo
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [2.415] se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit

Entry (3/3)17  Vorondolo
Part of speech  18  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  19  Geography: towns
Elementary words  20  vorondolo

Anagrams  21  vorondolo, Vorondolo

Updated on 2025/04/13