Entry (1/2) | 1 mahitsy |
Root | 2 hitsy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy meloka: Efa mahitsy ny tananao fa tsy tahaka ny tamin' ny nahapotrahanao Tsy miolokolika, tora-tady: Manaraha an' iny lala-mahitsy iny Tsy misy diso: Efa mahitsy ny fitenin' itỳ zaza itỳ |
Explanations in English |
5 [1.7] straight, correct |
Explanations in French |
6 [1.3#253] droit, être droit, direct, sans détour, juste, exact, correct: Mahitsy io làlana io (Ce chemin est droit, direct) ~ Mahitsy ny fiteniny (Son langage est correct) 7 [1.8] droit, correct |
Examples |
8 Satria, mahitsy ka mety hanafintohina. [2.245#119] 9 Na indray mandeha aza, hoy izy nijery ahy mahitsy. [2.5#] |
Derivatives |
|
Antonyms | 11 meloka |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 37 Proverbs containing the word mahitsy |
Entry (2/2) | 38 Mahitsy |
Elementary words | 39 mahitsy, hitsy |
Part of speech | 40 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
41 Geography: towns |
Anagrams | 42 ahitsim, hamitsy, hatsimi, itsiham, mahitsy, Mahitsy, mihatsy, sitahim, tsiahim |
Updated on 2023/07/13 |