|
|
|
|

Entry (1/5)1  na
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Teny mpampitohy
4  Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra
5  Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe [1.1]
Explanations in English  6  or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa [1.2]
7  or; either; neither [1.7]
Explanations in French  8  ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra [1.12]
9  ou [1.8]
Compound words 

Entry (2/5)19  na
Part of speech  20  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  21  Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:
1) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;
2) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;
3) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy [1.1]

Entry (3/5)22  na
Part of speech  23  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  24  Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny [1.1]

Entry (4/5)25  na~
Part of speech  26  prefix [Full list]
Explanations in French  27  préfixe comme dans naotra [1.3]

Entry (5/5)28  Na    
Part of speech  29  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  30  Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  31  Sodium. [3.1]
Vocabulary  32  Chemistry
Tables and plates  33  Periodic Table

Updated on 2024/09/07