Entry (1/2) | 1 sabotsy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 (na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy [1.1] |
Explanations in English |
4 Same as asabotsy [1.2] |
Explanations in French |
5 Samedi [1.5] 6 Samedi [ar.: as-sabt, samedi] [Tanala] [1.6] |
Examples |
7 Izao no maty tamin' ny andro sabotsy. [2.48] 8 Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#] |
Vocabulary |
9 Time |
Other spellings | 10 asabotsy |
Toponyms |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Tables and plates |
22 Measure of Time |
Entry (2/2) | 23 Sabotsy |
Elementary words | 24 sabotsy |
Part of speech | 25 name (toponym) [Full list] |
Vocabulary |
26 Geography: towns |
Anagrams | 27 Sabotsy, sabotsy |
Updated on 2024/10/30 |