Entry (1/3) | 1 zoma |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zohy, lava-bato |
Explanations in English |
4 [1.2] [Provincial]
for zohy |
Synonyms | 5 zohy |
Entry (2/3) | 6 zomà |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana |
Explanations in English |
9 [1.2, 1.7] Friday |
Explanations in French |
10 [1.3, 1.6, 1.8, 1.9] Vendredi 11 [1.14] (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma |
Explanations in Italian |
12 [1.18] venerdi |
Explanations in German |
13 [1.56] Freitag. -- Du siehst ja, dass ich am Freitag und am Samstag der vergangenen Woche nicht einmal mehr Geld für etwas zum Essen hatte. |
Examples |
14 Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra. [2.470] |
Vocabulary |
15 Time |
Other spellings | 16 ajoma |
Toponyms |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word zomà |
Tables and plates |
28 Measure of Time |
Entry (3/3) | 29 Zomà |
Part of speech | 30 name (toponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
31 [1.1] Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io |
Explanations in English |
32 [1.2] The place of holding Friday's market [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] 33 [1.7] The Friday market-place |
Explanations in French |
34 [1.3] Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive 35 [1.8] Marché de vendredi; place de marché (vendredi) |
Vocabulary |
36 Geography: towns |
Quotes | 37 Texts mentioning Zomà |
Illustrations |
|
Anagrams | 39 azom, mazò, moza, ozam, ZOAM, Zomà, zomà, zoma |
Updated on 2024/10/30 |