Entry (1/2) | 1 alahady |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady. |
Explanations in English |
4 [1.2] Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] 5 [1.7] Sunday |
Explanations in French |
6 [1.3] le dimanche 7 [1.8, 1.5, 1.9] dimanche |
Explanations in Italian |
8 [1.18] domenica |
Explanations in German |
9 [1.56] Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag) |
Examples |
10 Koa tamin'io alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy. [2.324] 11 Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470] |
Vocabulary |
12 Time |
Compound words |
|
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word alahady |
Tables and plates |
26 Measure of Time |
Entry (2/2) | 27 Alahady |
Part of speech | 28 name (toponym) [Full list] |
Explanations in English |
29 [1.2] the name of the places where the markets were formerly held on that day. |
Explanations in French |
30 [1.3] jadis, nom des marchés tenus le dimanche. |
Vocabulary |
31 Geography: towns |
Anagrams | 32 alahady, Alahady, hadalai, hiadala |
Updated on 2024/10/30 |