|
|
|
|

Entry1  ampahasivy
Root  2  sivy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1#66][ampahasivy] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy
Explanations in English  5  [1.2#577][ampahasiviny] one ninth
Explanations in French  6  [1.3#613, 1.5#264][ampahasiviny] un neuvième
International  7  [3.1] 1/9
Examples  8  Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643#28]
Vocabulary  9  Mathematics: arithmetic
Morphology 
10  Simple :
Analogs  11  ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahafolo, ampahazato
Compound words 

Updated on 2022/05/01