Entry |
anoano
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | Praise, blessing. (Prov.) See dera. [1.2]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Louanges. [1.19]
|
Derivatives |
|
Entry |
anoano
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anjoanjo, vinany: Anoanon-kevitra [1.1]
|
Explanations in English | A guess, anything done at random. [1.2]
|
Explanations in French | Histoire amusante [1.54]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Analogs |
angano ~
anjabobo ~
arira ~
fasitara ~
habobo ~
hagà ~
karijo ~
tantara valamaty ~
taria |
|
Entry |
anoano
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazam-bibikely lehibebe kokoa noho ny renitantely, misy elatra sy tandroka roa ary misy fofona maimbo miraikitra amin' ny tanana mamoriporitra azy [1.1]
|
Explanations in English | A species of field-bug. [1.2]
|
Vocabulary |
|