Entry (1/4) | 1 dona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Poka, fifampipaihan-javatra roa; kapoka, vely [1.1] |
Explanations in English |
4 a shock, a blow, a knock [1.7] |
Explanations in French |
5 coup, choc [1.8] |
Examples |
6 dona vody basy no nampamohan-dry zareo ny varavaranay. [2.472] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 dondona |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 20 dona |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in Malagasy |
22 Fipaika, izay enti-milaza amin' ny daomy fa tsy manana ny masom-bato mitovy amin' izay miseho ny mpilalao, ka ny mpilalao manaraka no mandeha (Jereo daomy) [1.1] |
Explanations in French |
23 terme de jeu au domino: passe [1.3#114] |
Vocabulary |
24 Game |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 26 dona |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 anguille. Cf. tòna. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary |
29 Zoology: fishes |
Entry (4/4) | 30 dona |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in Malagasy |
32 Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina [1.1] |
Vocabulary |
33 Zoology: reptiles, amphibians |
Other spellings | 34 tona |
Anagrams | 35 Ando, ando, dona, ndao, onda |
Updated on 2023/05/24 |