|
|
|
|

Entry (1/3)1  hidy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fefy [1.78]
4  Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana [1.1]
5  Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1]
Explanations in English  6  A closure, a lock [1.7]
Explanations in French  7  Serrure [1.8, 1.5.mg#144]
8  Fermeture [1.8, 1.5.mg#144]
Examples  9  Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#]
10  Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#]
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Nouns :
15  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word hidy
Article  21  Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)22  hidy
Part of speech  23  noun
Vocabulary  24  Botany: tree
Explanations in French  25  Appellation botanique: Delonix leucantha [2.612]
Synonyms  26  alamboronala, boy, fengoka

Entry (3/3)27  hidy
Part of speech  28  noun
Vocabulary  29  Health
Explanations in Malagasy  30  Hidihidy [1.78]

Anagrams  31  dihy, hidy

Updated on 2023/07/20