|
|
|
|

Entry (1/2)1  kamo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsy manana faharisihana hanao fa toa valabalaka ny saina na ny tena: Matetika mitana ny laharana farany ny mpianatra kamo. (Tsy dia azo lazaina mandrakariva ho malaina ny kamo, satria mety mba tahanao asa ihany izy, saingy tsaroany sasatra na trotraka ny tenany). [1.1]
Explanations in English  4  lazy; lacking in appetite [1.7]
Explanations in French  5  paresseux; qui n'a pas d'appétit [1.8]
Examples  6  -- Ity leitsy kamo a! [2.470]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Analogs  12  kamo velona, kalaina, malaina, benamboka, kisinina, lava lamosina, mpitango lalitra, mpanao lalimanga, kamo be kibo, kamo be tenda, manao afo am-bilanikely, manary andro foana, miriorio, mirendrena, mitonantonana, mitanina andro tsy manavy, midonana-poana, mitoe-poana, mitoe-poana toa volon' orona
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word kamo

Entry (2/2)16  kamo
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Bozaka aolanolana atao toa mahazaka makadiry manefitra ny vary tsy hikasika ny aty rindrin' ny lavabary [1.1]
Synonyms  19  kamoladina

Anagrams  20  kamo, koma, mako, moka

Updated on 2023/08/11