Entry | kaodikaody (kaody) | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | Shy, timid, wild [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Méfiant, sauvage, craintif [1.8] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Synonyms | kaody | ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word kaodikaody | ||||||||||||
Updated on 2023/01/20 |