|
|
|
|

Entry1  lohataona
Elementary words  2  loha, taona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra [1.1]
Explanations in English  5  springtime [1.7]
Explanations in French  6  printemps [1.8]
Examples  7  fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka; [2.69]
8  fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro; [2.245]
Vocabulary  9  Time
10  Geography: (in general)
Analogs  11  fahavaratra, fararano, ririnina
Compound words 
Titles  13  Lohataona sy ririnina (Ratsifandrihamanana Clarisse)
Proverbs  14  Proverbs containing the word lohataona

Anagrams  15  halotoana, lohataona, notalahoa, talahonao, talohanao

Updated on 2023/10/08