|
|
|
|

Entry (1/3)1  madio (dio)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Tsisy loto: Aoka hadio ny tranonareo 4  Mazava, azo itarafana: Madio mangalahala ny rano 5  Tsy misy fangarony, tsy misy fahony: Volamena tena madio ity izany ~ Amin' ny fo madio no ilazako izany aminao 6  Tsy misy zavatra azo aniniana: Madio ny eritreritro ka tsy raharahako izay lazainao 7  Foana, lany daholo, mafafa: Nataon' ny tontakely nadio ny tranony [1.1]
Explanations in English  8  clean [1.2, 1.7]9  clear, pure, uncontaminated, free from guilt [1.2]
Explanations in French  10  propre [1.8, 1.13]11  propre, innocent [1.8]12  pur [1.13]
Examples  13  Aiza no hisy lakozia madio? [2.4]
14  Maivana sy madio ny rivotra. [2.356]
15  Nisarona voaly fotsy madio i Sahondra. [1.280]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :
19  Imperative :
Analogs  20  tsisy pentina, azo itarafana, mangasohaso, mangarangarana, mangarahara, mangalahala, manganohano, mangatsakatsaka, mangatsohatso, manjopiaka, mangoratsaka, tsy misy loto, tsy misy fahofaho, tsy misy romoromo, tsy misy raorao, tsy arahin-katina
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  28  Proverbs containing the word madio

Entry (2/3)29  madio
Part of speech  30  noun
Vocabulary  31  Botany
Explanations in French  32  (merina, surtout dans l'Ankay d'après Grandidier) (de dio : ce qui est propre, net, et au sens figuré : innocent, chaste, comparer au sanscrit : dyu : clarté). Elaeocarpus alnifolius Baker (Elaeocarpaceae). L'amande des fruits est comestible (Grandidier) et peut fournir une huile très claire d'où probablement le nom. [1.196]
Scientific name 

Entry (3/3)34  MAD-IO
Part of speech  35  noun (acronym)
Explanations in French  36  Madagascar et Îles de l'Océan Indien [3.1]
Tables and plates  37  Acronyms
38  Acronyms

Anagrams  39  dimao, madio, miado, modia

Updated on 2023/08/12