|
|
|
|

Entry1  mahia (hia)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  tsy mahazo nofo, manify kely, tsy mba nofosana: Mahia erỳ Rakoto hatramin' ny naharariany farany tao 4  tsy matavy, tsy misy taviny na menaka: Mahia ny hena novidinao [1.1]
Explanations in English  5  thin; meagre [1.7]
Explanations in French  6  maigre, décharné [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Derivatives 
10  Active verbs :
Analogs  11  kaozatra, kaozatina, kangoaza, tsy velon-komana, tsingoahina, raiki-tapisaka, rangirangy, mandràka, kaoka, miripika, mirepika, marani-taolana, taolantaolanina, ranga, nipoaka, mitrakitraky, mitranitrany, mitrikatrika, be rangomaina, kinaoly, sakohaza, ohatra ny takatra, ohatra ny sorohitra, ohatra ny horona, kanty velona
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mahia

Updated on 2023/08/11