Entry (1/6) | 1 maina (haina) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Tsy lena, tsy mando: Efa maina ny lamba ka ampidiro 4 Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay 5 Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy avaratra [1.1] |
Explanations in English | 6 dry [1.7] |
Explanations in French | 7 sec [1.3#419]8 desséché, tari [1.3#419]9 à sec [1.8] |
Examples |
10 Tany maina sy trano foana no aty. [2.472] 11 Ny rivotra avy atsimo dia maina koa; [1.38] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word maina |
Entry (2/6) | 29 maina (haina) |
Part of speech | 30 adjective |
Explanations in Malagasy | 31 Diso fanantenana, gaina fa voan' ny tsy nampoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao izany. [1.1] |
Explanations in French | 32 désappointé, déchu, surpris, qui n'a rien à dire [1.3#419] |
Entry (3/6) | 33 maina |
Part of speech | 34 adverb |
Explanations in English | 35 in vain [1.7] |
Explanations in French | 36 en vain [1.8] |
Compound words |
|
Tables and plates |
38 All the adverbs |
Entry (4/6) | 39 maina |
Part of speech | 40 noun |
Vocabulary |
41 Botany |
Explanations in French | 42 (équivalent de maizina (merina) dans le sens d'obscur, à feuillage sombre, pour les arbres). Nom d'un arbre indéterminé utilisé autrefois pour tailler des pirogues monoxyles. [Betsileo+Bezanozano+Tanala] [1.196] |
Entry (5/6) | 43 maina |
Part of speech | 44 noun |
Vocabulary |
45 Botany |
Explanations in French | 46 (de haina : sec, desséché). Nom d'un arbre à feuilles caduques, donnant des fruits comestibles (cité anciennement par A. Grandidier). [Sakalava] [1.196] |
Entry (6/6) | 47 Maina |
Part of speech | 48 name (toponym) |
Vocabulary |
49 Geography: towns |
Elementary words | 50 maina |
Tables and plates |
51 Full list |
Anagrams | 52 amina, Maina, maina, Mania, mania, mañia, miana, miaña, amina, Maina, maina, Mania, mania, mañia, miana, miaña |
Updated on 2023/05/22 |