Entry |
migaga
(gaga)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
[1.1]
|
Explanations in English | To wonder at, to be astonished. [1.2]
|
Explanations in French | Admirer, être étonné [1.3]
|
Morphology |
Present : |
migaga |
Past : |
nigaga |
Future : |
higaga |
Imperative : |
migagà |
|
|
Entry |
migagà
(gaga)
|
Part of speech | imperative of active verb migaga
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|