|
|
|
|

Entry1  mipetraka (petraka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  mitombina (eo ampitombenana na efa tafatombina): Mipetraka eto ambony seza tompoko! / Tsy azo atao ny miarahaba manala satroka raha mipetraka 4  mitoetra, monina: Mipetraha any ambanivohitra izy 5  Ankinina amin' ny olona na banky: Vola mipetraka [1.1]
Explanations in English  6  to be at rest [1.2, 1.7]7  to sit down, to perch [1.2]8  to sit [1.7]
Explanations in French  9  être assis [1.3, 1.8]10  s'asseoir [1.3, 1.8]11  être placé, posté 12  être destitué, renvoyé 13  habiter, séjourner [1.3]
Examples  14  Ny anankiray mipetraka, ary ny iray mandry. [2.324]
15  mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
16  Rahefa tsy miasa dia mandehandeha fotsiny eny no ataony, na mipetraka miresaka sy mifampijery. [2.472]
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :
Analogs  21  mitombina, mitalapetraka, mitorovoka, manao torovok' amboa, misoketraka, misolaketraka, misondretaka, misonanina, misonanaka, mitorevaka, mianinanina, mihaminkamina, mivalaketraka, mitaboretaka, mibelaka, mibalelaka, mitsivelatra, mitsivetraka, mitakoko, mamitsaka, mitampisaka, mivalandotra, miampatra, miarinarina, miemonemona, miainginaingina, mininginingina, miteronterona, mitemontemona
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word mipetraka

Anagrams  24  ampetrika, mipetraka, mpiretaka, mpiteraka

Updated on 2023/01/20