Entry |
siaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Halozana, faharatsiam-panahy Tsiron-javatra manaikitra ny lela, toy ny sakay [1.1]
|
Explanations in English | Fierceness, violence [1.7]
|
Explanations in French | Méchanceté [1.3, 1.8]
|
| Violence, rudesse, sévérité, cruauté, férocité, sauvagerie Goût piquant de certaines herbes Causticité, violence de language [1.3]
|
| Goût piquant de certaines plantes [1.196]
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Toponyms |
|
|
Entry |
siaka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Feo mikiririoka ataon' ny molotra, sioka: Ny siakan' ny manina Feo entina miantso. [1.1]
|
Explanations in English | Whistling [1.7]
|
Explanations in French | Action de siffler, d'appeler en sifflant [1.3]
|
| Sifflement [1.8]
|
Examples |
1 | Fa injay nisy siaka mafy dia mafy nanakoako tao ivohony tao.
[2.357]
|
2 | Ary mikalo foana ny voronkely eny an-tsaha, fa siaka tsy misy tonony ny azy raha tsy ny feon' i Vololona no mihira eo an-tsofiny.
[2.529]
|
|
Vocabulary |
Derivatives |
|
Synonyms | |
Zoonyms |
|
Proverbs |
|