|
|
|
|

Entry1  sikilaonina
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Meteorology
Explanations in Malagasy  4  [fr. cyclone] Rivo-mahery avy amin' ny tsindrin' ny atmosfera amin' ny toerana iray ka mampisondrotra ny rivotra manodidina azy, izay misangodina mifindra hatrany manaraka ilay toerana mifindrafindra koa; manimba izay rehetra sendra azy ilay rivotra mitambolina; rivo-doza [1.1]
hyperonym 
Co-hyponyms 

Updated on 2023/03/19