|
|
|
|

Entry (1/3)1  sotro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo
Explanations in English  4  [1.7] a spoon
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] cuillère
6  [1.196] Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. Cette pratique est tombée en désuétude
Examples  7  Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [2.324]
8  Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472]
Compound words 

Entry (2/3)14  sotro
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza
Explanations in French  17  [1.3] action de boire
Derivatives 
18  Active verbs :
19  Passive verbs :
20  Relative verbs :
21  Names :
22  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  26  Proverbs containing the word sotro

Entry (3/3)27  sotro
Part of speech  28  noun
Explanations in French  29  [2.612] appellation botanique: Phylloxylon
30  [1.196] [Sakalava] Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae)
Vocabulary  31  Botany: tree
Synonyms  32  harahara, tsiavango, voafatra

Anagrams  33  rotso, sotro, tsoro

Updated on 2023/06/13