|
|
|
|

Entry (1/2)1  taloha
Elementary words  2  t~, aloha
Part of speech  3  preposition, past form
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tranainy: Efa fomba taloha izany ~ Teraka talohan-dRakoto Rabe
Tamin' ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon' itý tanàna
Explanations in English  5  [1.2] before, formerly, former.
6  [1.7] before
Explanations in French  7  [1.8] avant (temps passé)
Examples  8  Tsaroako indray ny nanjo ahy taloha. [2.4]
9  taloha kosa ny kilalao foronina no betsaka. [2.117]
Vocabulary  10  Time
Analogs  11  fahiny, fahizay, fahizany, fahagola, fahagolantany, tany ambadik' i manareza

Entry (2/2)12  taloha
Root  13  aloha
Part of speech  14  adverb, past form [Full list]
Explanations in English  15  [1.7] formerly
Explanations in French  16  [1.8] autrefois
Vocabulary  17  Time
Compound words 

Anagrams  20  hatola, talaho, taloha

Updated on 2023/09/14