|
|
|
|

Entry (1/3)1  tana-
Part of speech  2  morphological form of tanana

Entry (2/3)3  tana
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
Explanations in English  6  [1.2]
Explanations in French  7  Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3#664]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 

Entry (3/3)14  tana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [taña] tanalahy, tana: Mañano dian-tana [Tanala] [1.78]
17  Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
Explanations in English  18  a chameleon [1.7]
Explanations in French  19  caméléon [1.8]
Vocabulary  20  Zoology: reptiles, amphibians
Analogs  21  kamaitso, kamora, kamarabe, soamarandrana
Zoonyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word tana
Article  25  Randzavola: tana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
26  27  28 

Anagrams  29  atan, nata, tana, tana-

Updated on 2023/12/04