Entry 1/2 | vaovao (vao) | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra niseho vao haingana ka ataon' ny olona firesaka: Tamin' ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany [1.1] | ||||||
Zavatra na toe-javatra tsy mbola fahita, zava-nitranga, ka ampahafantarina ny besinimaro [1.64] | |||||||
Explanations in French | Actualités, informations, nouvelles [1.64] | ||||||
Examples | Hafahafa aza ny vaovao nisesisesy re avy any Eoropa:
[2.472] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Titles | |||||||
Entry 2/2 | vaovao (vao) | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin' ny Krismasy [1.1] | ||||||
Explanations in English | New [1.7] | ||||||
Explanations in French | Nouveau, neuf [1.8] | ||||||
Examples |
| ||||||
Compound words |
| ||||||
Titles | |||||||
Anagrams | avoavo, ovaova, vaovao, voaova, voavao, voavoa |
Updated on 2023/02/20 |